| Entry | 1 Ilay fasan-tsakaiza tiana |
| Elementary words | 2 ilay, 3 fasana, 4 sakaiza, 5 tiana |
| Part of speech | 6 name (poem title) [Full list] |
| Vocabulary | 7 Literature: poems |
| Author |
8 Ny Avana |
| Full text |
9 10 Hodidinin'alam-bero, 11 tsy an-tanin-tena akory; 12 ry mpandalo ! itsero 13 'ty zatovo mampahory! 14 Solon-dray mba manoloana, 15 solon-dreny mahazatra: 16 rafi-bato mikitoana , 17 tany mena ambony tratra, 18 ranon'ando mangatsiaka, 19 danik'andro mahamay, 20 rivodrivo-mitsoriaka, 21 ary lolo miolomay ! 22 Nefa kosa italanjony, 23 ry mpandalo, igagao: 24 ny anjely any ambony 25 tonga koa mitsidika ao! |
| Updated on 2025/11/17 |
|